Entrée | 1 elanelana |
Radical | 2 elana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana 5 Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 6 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? 7 Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] |
Explications en anglais |
8 the time or place between; a go-between [1.7] |
Explications en français |
9 intervalle de temps ou d'espace [1.8] |
Exemples |
10 Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [2.48] 11 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499] 12 Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 18 elakelaka |
Analogues | 19 elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra |
Mots composés |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot elanelana |
Anagrammes | 36 aelanelan, elanelana, naelanela |
Mis à jour le 2023/06/15 |