|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mielanelana
Radical  2 elanelana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
5 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  mielanelàna
Radical  11 elanelana
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mielanelana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mielanelana, mielanelàna

Mis à jour le 2025/11/20