Entrée evanevana
Partie du discours nom
Définition malgache Anelanelan' ny roa tonta tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, latsaka afovoany: Mandeha an' evanevany izy. [Rajemisa 1985]
 tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany [SLP 1986]
Définition française neutre [Abinal 1888, SLP 1986]
 intermédiaire, sans toucher ou appartenir à l’un ou à l’autre [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Mandeha an’ evanevana ou mandeha evanevana izy (Il va entre les deux, il n'est ni pour l’un ni pour l’autre) [Abinal 1888]

2017/06/15