|
|
|
|

Entrée (1/2)1  bandro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba [1.1]
Exemples  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Analogues  5  androvo, jirika

Entrée (2/2)6  bandro
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  gidro [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  9  Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
10  hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Explications en français  11  espèce de lémurien minuscule. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  12  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  91  Les Lémuriens

Mis à jour le 2024/10/30