Entrée jirika
Partie du discours nom
Explications en malgache Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
Explications en français commerce, trafic en détail, vente d’esclave [Abinal 1888 page 296]
Dérivations 

Entrée jirika
Partie du discours nom
Explications en malgache Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a band of robbers [Hallanger 1973]
Explications en français pillards qui vont par bande [Abinal 1888 page 296]
  [Tankarana] brigandage en bandes. [David: Dialectes (takila J)]
 bande de pillards [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika,matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31