|
|
|
|

Entrée1  mpijirika
Radical  2 jirika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 mpanao irakely, mpamadi-barotra. [1.13]
Explications en français  5 intermédiaire commercial. [1.13]
Exemples  6  Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508#]
7  Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643#]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02