|
|
|
|

Entrée (1/4)1  baba
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.78] [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray
7  [1.78] [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] dada
8  [1.1] Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Lehilahy efa antitra dia antitra, konka
Explications en anglais  9  [1.2] father
Explications en français  10  [1.3] (vieux mot). Papa
Exemples  11  [2.69#] tsy tiako akory izany, ry baba.
12  [2.606#] maty aho ty baba, maty aho ty neny!
Vocabulaire  13  Rapports: famille
Synonymes  14  aba, ada, dada, ikaky, ray
Analogues  15  aba, kaky

Entrée (2/4)16  baba
Partie du discours  17  adjectif
Tous les mots composés 
Explications en malgache  21  [1.1] Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho
Explications en anglais  22  [1.2] an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.]
Explications en français  23  [1.3] Beau, magnifique, fameux

Entrée (3/4)24  baba
Partie du discours  25  adjectif
Explications en malgache  26  [1.78] [Taisaka] miharihary

Entrée (4/4)27  baba
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  [1.1] jereo babaka

Mis à jour le 2025/08/10