| Entrée (1/5) | 1 babaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana
[1.1] |
| Explications en français |
4 Effusion, écoulement abondant
[1.3] |
| Exemples |
5 Ary omeo rano am-babaka.
[2.69#94]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 7 babarà |
| Entrée (2/5) | 8 babaka |
| Partie du discours | 9 nom |
| Explications en malgache |
10 Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato
[1.1] |
| Entrée (3/5) | 11 babaka |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 [Antambahoaka] akora
[1.78] |
| Explications en français |
14 [Tankarana] parure
[1.19] |
| Tous les mots composés | 15 babakam-boanio |
| Entrée (4/5) | 16 babaka |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en anglais |
18 [Provincial] For bebaka
[1.2] |
| Entrée (5/5) | 19 babaka |
| Partie du discours | 20 nom |
| Explications en malgache |
21 [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika
[1.78] |
| Explications en anglais |
22 [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo
[1.2] |
| Explications en français |
23 [Tankarana] courge
[1.19] 24 [Sakalava] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [1.196] |
| Vocabulaire | 25 Botanique: légume |
| Synonymes | 26 tavo, voatavo, voatavohova |
| Tous les mots composés | 27 babaky babake |
| Nom scientifique |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|