|
|
|
|

Entrée (1/3)1  aina
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  16  96 mots contenant aina
Explications en malgache  17  [1.1] Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona
Explications en anglais  18  [1.2, 1.7] life
19  [1.2] animal life, strength.
20  [1.7] breath
Explications en français  21  [1.3] Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort
22  [1.8] vie; souffle
Exemples  23  [2.470] Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot aina

Entrée (2/3)25  a~ina
Partie du discours  26  circonfixe [Liste complète]

Entrée (3/3)27  AINA    
Partie du discours  28  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en français  29  [4.43.fr.2017.06.24] Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa
Vocabulaire  30  Organisations

Anagrammes  31  a~ina, aina, anay, iana, i~ana

Mis à jour le 2025/08/20