Extraits |
2013/02/05
| | 7 | Ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Unesco momba ny tenin-dreny, mikarakara velakevitra ny Akademia Malagasy. Anisan'ny lohahevitra ifantohan’izany ny hoe « ny fandrafetana ny abidia ho an’ny teny malagasy », hotanterahina ny 7 febroary izao, etsy amin’ny Akademia Malagasy etsy Tsimbazaza.
2013/08/06
| | 8 | Nanohana ny Mitsinjo ny fanjakana finlandey, ny taona 2011, nambolen-kazo tamin’ ny velaran-tany 25 ha.
|