Entrée | 1 abidia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 jereo abidỳ [0] |
Exemples |
4 Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia.
[2.643#]
5 Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503#] 6 Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27#] |
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 9 abede, abedia |
Citations | 10 Textes citant abidia |
Tableaux et planches |
11 Les alphabets |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |