| Entrée (1/4) | 1 abidý |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z..
4Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.. 5Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko.. [1.1] |
| Explications en anglais |
6The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters.
[1.2] 7The alphabet. [1.7] |
| Explications en français |
8Nom de l'alphabet malgache.
[1.3] 9alphabet. [1.66, 1.5] 10L'alphabet. [1.8] 11(un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet. [1.67] |
| Exemples |
12 Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo
[2.117]
13 Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649] 14 Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 16abede |
| Tous les mots composés | 174 combinaisons de ce mot |
| Citations | 18 Textes citant ce mot |
| Tableaux et planches |
19 Les alphabets |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/4) | 20 abidy |
| Partie du discours | 21 nom |
| Explications en malgache |
22Vavy antitra.
[Betsimisaraka]
[1.78] 23antibavy. [Betsimisaraka] [1.147#A1] |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/4) | 25 abidy |
| Partie du discours | 26 nom |
| Explications en malgache |
27andevo.
[Betsileo]
[1.78] |
| Tous les mots composés | 28manao dian' abidy |
| Entrée (4/4) | 29 abidy |
| Partie du discours | 30 nom |
| Explications en anglais |
31A provincial name for a water-bird..
[1.2] |
| Explications en français |
32Nom d'un oiseau aquatique..
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulaire | 33 Zoologie: oiseaux |
| Anagrammes | 34 abidỳ, abidy, 35 adiby |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|