Entrée miaina (aina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
¶ Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [Richardson 1885]
 to breathe; to live [Hallanger 1973]
Définition française Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
¶ Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
¶ Se retirer, se dilater
¶ fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [Abinal 1888]
 respirer; vivre [Hallanger 1974]
Exemples 
1tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]
2Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 55]
Morphologie 
miaina
niaina
hiaina
miainà
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée miainà (aina)
Partie du discours impératif du verbe actif miaina [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]
Exemples Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [Rajemisa 1985]

2013/09/13