|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiainana
Radical  2 aina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany.
5 Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany.
6 Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro.
7 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo. [1.1]
Explications en anglais  8 life; the act of breathing. [1.7]
Explications en français  9 Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle).
10 respiration, canal respiratoire, soupirail. [1.3#10]
11 la vie; action de respirer. [1.8]
Exemples  12  Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#]
13  Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#]
Morphologie 
14  Simple :
15  Préfixée :
Vocabulaire  16  Biologie 17  Santé
Tous les mots composés  18  9 combinaisons de ce mot
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot
Article  20 Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)21  Fiainana
Mots élémentaires  22 fiainana
Partie du discours  23  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  24 Andriamampianina Zo
Editions  Pages: 6.

Anagrammes  26 Fiainana, fiainana, 27 fianiana

Mis à jour le 2025/11/09