Entrée (1/3) | 1 avona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray 4 Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra 5 Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony 6 Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1] |
Explications en anglais |
7 pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2] |
Exemples |
8 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#] 9 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 10 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 11 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Vocabulaire |
12 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot avona |
Entrée (2/3) | 20 avona |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 Akalam-bay, votoatiny [1.1] |
Explications en anglais |
23 the core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2] |
Explications en français |
24 bourbillon des furoncles. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulaire |
25 Santé |
Entrée (3/3) | 26 avona |
Radical | 27 vona |
Partie du discours | 28 verbe passif |
Explications en malgache |
29 Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 34 avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana |
Mis à jour le 2023/05/22 |