|
|
|
|

Entrée1  eboebo
Radical  2 ebo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra. [1.1]
Exemples  5  Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  15 ebo
Analogues  16  ajokajoka, 17  akoholahyfahavaratra, 18  bebeso, 19  beebo, 20  berehaka, 21  bevava, 22  doradora, 23  edikedika, 24  edinedina, 25  hakevohana, 26  kasikasy, 27  lasankovavany, 28  mampilahendrena, 29  matavyandelany, 30  rehareha, 31  sehaseha, 32  tehoderaina, 33  tiadera, 34  tiadoka, 35  tsymatyambavany

Mis à jour le 2025/10/31