| Entrée | 1 asaha |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 ompa [Tambahoaka, Betsimisaraka, Sihanaka]
[1.78] 4 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [1.2#68] |
| Explications en français |
6 imprécations, malédictions [1.3#64] |
| Exemples |
7 Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa
[2.245#152]
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 13 fanozonana, ozona, fanompana, ompa, fisahatoana, sahato, fisarikoana, sariko, fanasahana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|