Entrée aniana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] ira momba ny tenona [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   yarn finally prepared for the loom. [Richardson 1885]

Entrée aniana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Filazana am-pahibemaso fa tsy hiova amin' ny teny natao, na koa marina izay lazaina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   an oath. [Richardson 1885]
Dérivations  

Mis à jour le 2009/10/16