| Entrée | 1 arakaraka ny zaza maty ny lambamena |
| Mots élémentaires | 2 arakaraka, 3 zaza, 4 maty, 5 lamba, 6 mena |
| Partie du discours | 7 locution |
| Explications en malgache |
8 Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|