Entrée ankavia (any, havia)
Partie du discours adverbe [liste]
Définition française à gauche [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Morphologie 
ankavia
ankaviako
ankavianao
ankaviany
ankaviantsika
ankavianay
ankavianareo
ankavian'
ankavian-
Antonymes 
Exemples 
1Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [Andraina: I Vola, page 59]
2Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 58]
3Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [Baiboly: 33.16.46]
4Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [Andriamalala: Taolambalo, page 77]

Entrée ankavia
Partie du discours nom
Définition française  [Sakalava] (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 

Entrée Ankavia
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Définition française petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l' Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita [Rajemisa 1966]
Vocabulaire 
Illustrations 

2017/12/07