| Entrée (1/2) | 1 angamenavava |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anaran-kafa ilazana ny rameva.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a camel.
[1.2] |
| Explications en français |
5 dromadaire.
[1.54] |
| Exemples |
6 Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao;
[2.996#]
|
| Vocabulaire | 7 Zoologie: mammifères |
| Analogues | 8 angamia, 9 rameva |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 11 angamenavava |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny:.
14 -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana;. 15 -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly). [1.1] |
| Explications en anglais |
16 the fire-fly.
[1.2] 17 a firefly. [1.7] |
| Explications en français |
18 ver luisant.
[1.8] 19 luciole. [3.1] |
| Exemples |
20 angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany
[2.345#]
21 Efa fantatsika fa ny biby atao hoe angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357#] |
| Vocabulaire | 22 Zoologie: invertébrés |
| Analogues | 23 tainkankana |
| Tous les mots composés | 24 samy mitsilo ny alehany toa angamenavava |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|