|
|
|
|

Entrée1  rameva
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1]
Explications en anglais  4 A camel. See angamenavava, angamia [1.2]
Explications en français  5 chameau [1.54]
Vocabulaire  6  Zoologie: mammifères
Analogues  7  angamenavava, 8  angamia
Article  9 Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12