|
|
|
|

Entrée1  ampahenina
Radical  2  enina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [ampahenina] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66]
Explications en anglais  5  [ampaheniny] the sixth part, one sixth [1.2#136]
Explications en français  6  [ampaheniny] un sixième [1.3#126, 1.5#100]
International  7  1/6 [3.1]
Exemples  8  ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139]
9  Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42]
10  Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437]
Vocabulaire  11  Mathématiques: arithmétique
Morphologie 
12  Simple :
Analogues  13  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Mots composés 

Anagrammes  16  ampahenina, anampehany, anempahany, niempahana

Mis à jour le 2023/09/08