|
|
|
|

Entrée1  ampahefatra
Radical  2 efatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  [ampahefany] 4 ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy. [1.10#E6]
[ampahefatra] 5 Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy. [1.1#66]
Explications en anglais  [ampahefany] 6 one fourth. [1.2#130]
Explications en français  [ampahefany] 7 un quart. [1.3#119, 1.5#97]
[ampahefany] 8 quartier. [1.13.fr#15]
Exemples  9  ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29]
10  Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44]
11  Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010]
12  Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18]
13  Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95]
Morphologie 
14  Simple :
Vocabulaire  15  Mathématiques: arithmétique
Analogues  16  ampahadimy, 17  ampahafito, 18  ampahafolo, 19  ampahasivy, 20  ampahatelo, 21  ampahavalo, 22  ampahazato, 23  ampahenina
Tous les mots composés  24  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09