|
|
|
|

Entrée1  ampahafolo
Radical  2 folo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10#F635]
[ampahafolo] 5 Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo:
6 Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1#65]
7 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13]
Explications en anglais  [ampahafolony] 8 one tenth [1.2#199]
Explications en français  [ampahafolony] 9 un dixième [1.3#182, 1.5#122]
10 dixième [1.13]
International  11 1/10 [3.1]
Exemples  12  Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895#82]
Morphologie 
13  Simple :
Vocabulaire  14  Mathématiques: arithmétique
Analogues  15  ampahadimy, 16  ampahafito, 17  ampahasivy, 18  ampahatelo, 19  ampahavalo, 20  ampahazato, 21  ampahefatra, 22  ampahenina

Mis à jour le 2025/11/17