Entrée ampahadimy (dimy)
Partie du discours nom
Définition malgache Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Morphologie 
ampahadimy
ampahadiminy
ampahadimin'
ampahadimin-
Synonymes ampahadiminy

Mis à jour le 2020/07/31