|
|
|
|

Entrée1  amboanala
Mots élémentaires  2  amboa, ala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explications en anglais  5  Generic name for lemurs. [1.2]
6  indri (Indri indri) [2.233]
Explications en français  7  sorte de lémurien [Tankarana] [1.19]
8  lémur macaco [1.54]
9  indri (Indri indri) [2.233]
Exemples  10  Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#]
Vocabulaire  11  Zoologie: mammifères
Synonymes  12  babakoto, endrina
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  90  Les Lémuriens

Anagrammes  91  alambanao, amboanala

Mis à jour le 2024/12/21