|
|
|
|

Entrée (1/3)1  vorondreo
Mots élémentaires  2 vorona, 3 reo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany;
6 mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Explications en français  7 oiseau au cri plaintif [1.54]
Exemples  8  koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
9  Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Vocabulaire  10  Zoologie: oiseaux
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)12  vorondreo
Mots élémentaires  13 vorina, 14 reo
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16 (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant).
17 Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  18  Botanique

Entrée (3/3)19  Vorondreo
Mots élémentaires  20 vorona, 21 reo
Partie du discours  22  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  23  Géographie: agglomérations

Anagrammes  Vorondreo, vorondreo

Mis à jour le 2025/11/21