|
|
|
|

Entrée1  mantsina
Radical  2  hantsina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [mantsiña] maimbo [Sihanaka] [1.78]
5  Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky
jereo maimbo [1.1]
Explications en anglais  6  stinking offensively. For derivatives see under mantsina. [1.2]
7  stinking [1.7]
Explications en français  8  puant [1.8]
9  puant, à odeur nauséabonde [1.196]
Exemples  10  Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442]
11  Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270]
Tous les mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mantsina

Anagrammes  19 manantsy, 20 mañintsa, 21 mantsina

Mis à jour le 2025/09/20