Entrée (1/3) | 1 hala- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de halatra |
Entrée (2/3) | 3 hala |
Partie du discours | 4 adjectif |
Explications en malgache |
5 [1.78] tsy tiana [Betsimisaraka]
6 [1.1] Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo |
Explications en anglais |
7 [1.2] hated, detested, abhorred. |
Explications en français |
8 [1.82] haï, détesté [Taisaka]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 21 10 mots contenant hala |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot hala |
Entrée (3/3) | 23 hala |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 [1.78] maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Tambahoaka, Tanala, Tanosy]
26 [1.78] maingoka [Taifasy, Taisaka] 27 [1.78] bibikely manaikitra [Betsimisaraka] 28 [1.1] Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala |
Explications en anglais |
29 [1.2] a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] 30 [1.2, 1.7] a spider |
Explications en français |
31 [1.82] scorpion [Taisaka]
32 [1.8] araignée |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 40 Zoologie: invertébrés |
Proverbes | 41 Proverbes contenant le mot hala |
Article | 42 Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 43 hala, 44 laha |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |