Entrée mankahala (hala)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
¶ Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hate, to abhor [Richardson 1885]
 to hate [Hallanger 1973]
Définition française haïr [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mankahala
nankahala
hankahala
mankahalà

Entrée mankahalà (hala)
Partie du discours impératif du verbe actif mankahala [liste complète]

2013/04/04