Entrée maingoka
Partie du discours nom
Définition malgache Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a scorpion [Hallanger 1973]
Définition française scorpion [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  hefy ~ mambambohitra
Articles 

Mis à jour le 2019/12/12