Entrée | randrana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tambahoaka] Volon-doha [1.78] | |
Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany: Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1] | ||
Explications en anglais | A plait, a tress of hair. [1.2] | |
A braid [1.7] | ||
Explications en français | Entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux Arrangement des paroles [1.3] | |
Tresse [1.8] | ||
Vocabulaire | Coiffures | |
Exemples | amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Entrée | randrana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | Plante aquatique à tubercules [1.3] | |
[Merina] [1.196] | ||
Vocabulaire | Botanique | |
Mis à jour le 2023/07/22 |
![]() |