Entrée | difisesy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban-drandram-bolo izay misesy midina avy any ambony ary ampiana volo kely isaky ny ampifanolanina indray mandeha ka mifampidipiditra mandady hatrany manaraka ny hodi-doha ary miraikitra sy mipetaka amin' ny loha fa tsy mba mikiraviravy na miefakefaka. (Mitovitovy amin' ny lambomiditra ihany ny difisesy, fa ny haventesan' ny sori-bolo no maha-samy hafa azy; ny difisesy dia atao koa hoe randrantarihina) [1.1] | |
Vocabulaire | Coiffures | |
Mis à jour le 2010/11/17 |
![]() |