Entrée | lambomiditra | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | lambo, miditra | |
Explications en malgache | Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra [1.1] | |
Vocabulaire | Coiffures | |
Mis à jour le 2025/06/20 |
![]() |