| Entrée | randramadinika | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | randrana, madinika | |
| Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/11/24 |
|