Entrée | mikorontana (korontana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro | ||||||||
Entrée | mikorontàna (korontana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mikorontana | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |