| Entrée | misafotofoto (safotofoto (fotofoto)) | ||||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||||
| Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1] | |||||||||
| Also used for mifotofoto [1.2] | |||||||||
| To be indisorder; to act in fury [1.7] | |||||||||
| être embrouillé; agir en colère [1.8] | |||||||||
| Exemples | Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary.
[2.471] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/10/20 |
|