Entrée | korontana | |
Partie du discours | nom | |
Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano? Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [1.1] | ||
Disorder [1.7] | ||
Désordre, confusion [1.8] | ||
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2017/04/02 |
![]() |