| Entrée |
manakorontana
(korontana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
|
| | To put in disorder; to push or knock things about [1.7]
|
| | Bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
|
| Exemples | ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[2.1011]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manakorontana |
| Passé : |
nanakorontana |
| Futur : |
hanakorontana |
| Impératif : |
manakorontàna |
|
|
| Entrée |
manakorontàna
(korontana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manakorontana
|
|