Entrée | maika (aika) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana:
Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1] | |||||||
In a hurry [1.7] | |||||||
Pressé [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | dodona ~ kododona ~ dodoka ~ dodotra ~ rototra ~ rodoka ~ somadodoka ~ somarodoka ~ somarototra ~ maimay ~ mitaitay ~ mirotoroto ~ mikorobobo ~ miheninkenina ~ mikoropaka ~ sevotsevoka ~ milomay ~ maintavo ~ forehitra ~ mivoa-jamala ~ misehotra ~ misalehotra ~ mikododoka ~ minitinitika ~ kongomaika ~ kongorevo ~ ankamehana ~ sondrodrahona ~ aniritra ~ tandrevaka ~ tandrametaka ~ peta-toko | ||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |