| Entrée | mikoropaka (koropaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1] | |||||||||
| To be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7] | |||||||||
| S'empresser; se débattre, se démener [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Autres orthographes | mikoropapa | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|