| Entrée | rototra | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Autres orthographes | rotitra | |
| Mis à jour le 2023/08/07 |
|