|
|
|
|

Entrée an-kamehana
Partie du discours locution
 Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [1.1]
 (ankamehana) see maika. [1.2]
 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [1.7]
 (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Exemples Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27]

Mis à jour le 2023/08/18