|
|
|
|

Entrée koly
Partie du discours nom
Explications en malgache Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto
Mitovy hevitra: gaina ~ kejokejo ~ kojikojy ~ sisi-bola ~ totohondry vola ~ tsolotra [1.1]
Dérivés 
Synonymes kolikoly

Mis à jour le 2017/04/02