| Entrée | tsolotra | |
| Partie du discours | nom | |
| Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" [1.1] | ||
| A bribe [1.7] | ||
| Pot-de-vin; dessous-de-table [1.8] | ||
| Entrée | tsolotra | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1] | ||
| Action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | tsolotsolotra | |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|