| Entrée | kolikoly | |
| Partie du discours | nom | |
| Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1] | ||
| Coaxing; a bribe [1.7] | ||
| Cajolerie; pot-de-vin [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | kolikoly | |
| Partie du discours | nom | |
| [Betsileo] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | loha-voly | |
| Mis à jour le 2022/05/30 |
|