| Entrée | gaina | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1] | ||
| Disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2] | ||
| Désappointé, décontenancé [1.3] | ||
| Entrée | gaina | |
| Partie du discours | nom | |
| Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1] | ||
| Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3] | ||
| Synonymes | gaingaina [plus usité que gaina] | |
| Mis à jour le 2023/02/12 |
|