Entrée | koly | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | kolikoly | |
Mis à jour le 2017/04/02 |
![]() |