Entrée | eso | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] | |
Explications en anglais | Scorn, mockery [1.7] | |
Explications en français | Mépris, moquerie, raillerie [1.3] | |
Vocabulaire | Emotions | |
Exemples | Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |